|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsara va |
| Singan-teny | 2tsara, 3va |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fiarahabana fanao raha Andriana ilay arahabaina: Tsara va, Tompoko.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a greeting: tsara va? are you well?.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7salutation à la noblesse autrefois: tsara va? comment allez-vous?.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Andriamanelo no nanavaka ny fiarahabana ny Andriana amin'ny "tsara va Tompoko"
[2.508#]
|
| Voambolana | 9 Teny fanajana |
| Mpanahaka | 10 kaosy |
| Teny nalaina | 11 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 savatra, 13 tsara va |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|